Teny iditra gara
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Hoarse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Enroué, qui a la voix rauque [1.8]
Tovy hevitra gara feo
Kamban-teny 

Teny iditra gara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiantsonan-dalamby: Handeha hitsena olona eny amin' ny gara izahay
Enti-milaza rehefa mety ho toerana fiantsonam-piara: Lehibe ny garan' aroplanina eny Ivato [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: gare.
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31