|
|
|
|

Teny iditra1  garera
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Malemilemy lava, rerarera-dava, mirefarefa lamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  feeble, imbecile, weak. See osa, borera, rera [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  faible, languissant, flasque, trainant [1.3]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Mpanahaka  11  Gorera, borera, sorera, reraka, saozanin-dava, mavozovozo lava, somazotsazo-dava, marazodrazo-dava

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31