Teny iditra | 1 gasigasy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] manana fombafomba gasy, toetoetra gasy 4 [1.62#472] manana fombafomba aman-toetoetra gasy: Miezaka ny ho gasigasy ireo vahiny sarimonina eo amintsika |
Ohatra |
5 [1.1] Manana sasin-kira gasigasy izany hira vahiny izany |
Fototeny | 6 gasy |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 8 gasigasi, gasigasy, gisagisa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |