|
|
|
|

Teny iditra1  gejana
Fototeny  2  geja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fatorana mafy: Gejao ity kofehy
Fihinina, giazana mafy: Aza gejainao ny tanako ~ Vao tonga izy dia nogejainy ny zanany
Terena: Gejao mba hitaon-jejika izy
Tanana, tazonina: Nogejainy tao am-pahitra ny ombiny fa be ny mpangalatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] same as gehezina
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  gejaina
Tovy hevitra  11  gehezina
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny gejana io

Fivaditsoratra  13  agejan, angeja, gejana, nageja

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02