Teny iditra | 1 giazana |
Fototeny | 2 gia |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fihinina mafy: Aza giazanao toy izao ny tanako |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] same as gaihina. 6 [1.7] to be squeezed, to be compressed |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on presse, qu'on comprime |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny giazana io |
Fivaditsoratra | 13 angiaza, giazana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |