Teny iditra gike
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tandroy] olona tsy te-hahita ny tava ny vazaha: Fa manjary gike an'ala añe ao ty roahalahiio [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31