Teny iditra | gila | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] jamba (Gila maso) [Rakotosaona 1975] | |
[Sihanaka] simba maso anila [Rakotosaona 1975] | ||
[Tanala] jila (maso) njola [Rakotosaona 1975] | ||
Tsy mahitsy fijery, njola: Gila maso [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana anglisy | white-eyed; blind. (Prov.) [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | [Tankarana] aveugle. [David 1952 (takila G)] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny iditra | gila | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] lalankely, lalana mahety fandalovan'ny lambo any an'ala [Rakotosaona 1975] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |