Teny iditra gilio
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Dity atao fandraiketana hazo indrindra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy glue [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay colle [Hallanger 1974]
  [Merina] (de l'anglais « glue ») Nom des latex utilisés pour préparer des gluaux afin de piéger les petits oiseaux. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: glue.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31