Teny iditra ginehy (gehy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Voagehy, gehezina, fatorana, fehezina: Noginehiny tsara ny entany vao nandeha izy
Terena: Raha tsy noginehin' ny ray aman-dreniny izy tsy nety nianatra
Fihinina: Noginehindreniny ela teo ilay zanany vao tonga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [passive with infix] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Serré, retenu, contraint [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ginehy, ginehiko, ginehinao, ginehiny, ginehintsika, ginehinay, ginehinareo, ginehin', ginehin-, ginehim-
Ny lasa : noginehy, noginehiko, noginehinao, noginehiny, noginehintsika, noginehinay, noginehinareo, noginehin', noginehin-, noginehim-
Ny hoavy : hoginehy, hoginehiko, hoginehinao, hoginehiny, hoginehintsika, hoginehinay, hoginehinareo, hoginehin', hoginehin-, hoginehim-
Tovy hevitra voagehy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20