Teny iditra | gineja (geja) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voageja, gejaina, tazonina mafy: Noginejany ny tanako Tanana: Raha tsy nogineja tao am-pahitra ny omby mety ho nilatsahan' ny varatra [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Passive with infix. Same as ginehy [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Serré, étreint, retenu, contraint [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voageja | ||||||
Fivaditsoratra | gineja, jigeña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |