|
|
|
|

Teny iditra1  gioka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fitseforana mamoaka rivotra, fivalanan-drivotra, hetotra misy tao mivoaka izay tsy tokony ho ren' ny olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  breaking wind downwards. See etotra. [1.2]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Anarana :

Fivaditsoratra  8  gioka, goika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31