Teny iditra girigirika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teboka, fanamarihana ny tsy tonga [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a point, a dot, a period, a full stop. [Richardson 1885]
 a small mark or point; [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay point, petite marque; [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra hirigirika
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/23