Teny iditra gisy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] gisa [Rakotosaona 1972]
  [Betsimisaraka] gisa, vorona fiompy [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] gisa: Efa ny nataon-gisy f'asa ny hataon-kanakana (vita ny nataon-gisa fa asa ny hataon-ganagana) [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy a goose. [Eng. geese.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Taisaka] oie [anglais: geese] [Deschamps 1936]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny gisy ity (1): Marogisy

2013/03/27