|
|
|
|

Teny iditra1  goatemaltèka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny firenena tompon-tany amin' ny tanin' i Goatemalà: 5 tapitrisa eo ho eo no isan' ny Goatelmateka
Momba an' i Goatemalà, an' i Goatemalà na avy any Goatemalà: Kafe sy hasy ary akondro no vokatra goatelmateka be indrindra
Voambolana  4  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  5  goatemala

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12