Teny iditra | goavy | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Karazan-kazo fihinam-boa tsy dia lehibe loatra, toa maniriniry foana eny, misy voany madinika maro. (Misy telo karazana ny goavy: ny goavy fotsy, fotsy ny atiny; ny goavy mena, mena ny atiny, ary ny goavitsinà na goavitsinahy, madini-boa ary marikivy raha soamaravo fa mamy kosa rehefa masaka). [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | the guava tree and its fruit. A decoction made from the leaves is used for dysentery. Psidium pomiferum, L. [Richardson 1885] | ||||
[French goyave], the guava tree; its fruit [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | goyavier; goyave [Hallanger 1974] | ||||
[Betsimisaraka, Bezanozano, Merina, Sihanaka, Tsimihety] (du français « goyave » ; c'est l'orthographe malgache qui paraît la meilleure) Psidium guajava L. (Myrtaceae). On en distingue plusieurs variétés : goavifotsy, goavimena, goavimavokely; etc. Ne pas confondre avec une variété, l'expression populaire goavin' ilaihavana ; c'est une allusion à un conte : Ilaihavana (« Monsieur l'ami de tout le monde ») était si débonnaire qu'il distribuait ses goyaves à tout un chacun sans songer à en garder pour lui-même ; sens moderne : se ruiner par trop de bonté. Ça n'arrive plus beaucoup de nos jours !! [Boiteau 1997] | |||||
Voambolana | Haizavamaniry: Hazo ~ Haizavamaniry: Voankazo ~ Fahasalamana | ||||
Anarana siantifika | Psidium guajava | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Mpanahaka | goavitsina | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny goavy io | ||||
Haianarantany | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |