Teny iditra gonehina
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Zaza mohaky ny fampihantana azy [2.643]
Ohatra Ary noho ny fahasahiranan' Ineny dia noraisin' Idadabe sy Inenibe, ray aman-drenin' Ineny ho taiza-keliny aho, tsy mba nataony zaza gonehina, na tahaka irony ankizy raikitro am-pitenenana hoe: "taizan' antitra ka vitan' ny tonom-bomanga. [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31