Teny iditra | 1 gonehina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [2.643#210] Zaza mohaky ny fampihantana azy |
Ohatra |
4 Ary noho ny fahasahiranan' Ineny dia noraisin' Idadabe sy Inenibe, ray aman-drenin' Ineny ho taiza-keliny aho, tsy mba nataony zaza gonehina, na tahaka irony ankizy raikitro am-pitenenana hoe: "taizan' antitra ka vitan' ny tonom-bomanga. [2.643#6] |
Fivaditsoratra | 5 gonehina, nogehina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |