|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gony
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kitapo vita amin' ny rongonibe ampiasain' ny mpivarotra hasiana vary, sira, siramamy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a gunny sack, gunny sacking cloth
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] sac en jute, étoffe en jute
Ohatra  6  Nampiasaina natao fitafiana ny jiafotsy, ny gony, ny tsihy. [2.472#]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  gony
Fototeny  9  gona
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana gonina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  11  goni, gony, ingo, ongi, ongy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16