Teny iditra | gorosoa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lelavola varahina nampiasaina fahiny, ka ilavoamena ny sandany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Ten centimes [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Gros sous, dix centimes. [1.19] | |
Ny fihaviany | Frantsay: gros sou. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |