Teny iditra | 1 governemanta |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Filan-kevi-mpitondrana amin' ny fanjakan' ny tany ilay: Hivory amin' ny talata ny governemanta handinika momba an' io raharaha lehibe io |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] (governmenta): the government 5 [1.7] the government as constituted by the head or Prime Minister; cf. fanjakana |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] le gouvernement ensemble des ministres; cf. fanjakana |
Voambolana |
7 Pôlitika |
Tovy hevitra | 8 fanjakana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |