Teny iditra governora
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [ goverinora ] a governor of a town or province [Richardson 1885]
 [ goverinora ] a governor [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay gouverneur [Abinal 1888]
 [ goverinora ] gouverneur [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: gouverneur.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31