Teny iditra grady
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ny tsirairay amin' ny ambaratongam-boninahitra isondrotan' ny miaramila; laharam-boninahitra [Rajemisa 1985]
 laharam-piamboniana [SLP 1986]
Famaritana frantsay grade [SLP 1986]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: grade.

Teny iditra grady
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ventin-drefin-joro [SLP 1986]
Famaritana frantsay grade [SLP 1986]

2012/12/06