|
|
|
|

Teny iditra1  gramera
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Tsy nanao gramera izy, tsy hainy angamba. [2.245#]
4  Nisy koa nanoratra gramera malagasy tamin' ny fiteny frantsay, - momba ny Tantara : G. [2.113#]
5  Hatrany an-tendrony avaratra ka hatrany atsimo dia iray ny gramera, iray ny santaksa, ary ny ankamaroany aza dia iraisana ny teny tsirairay. [2.285#]
Voambolana  6  Haiteny
Lohateny  7  Gramera na ny fianarana ny fiteny malagasy : dingana faharoa (5e, 4e) (Andrianony)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07