Teny iditra grevy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitokonana tsy hiasa mba ho fitakiana zo na tombontsoa kendrena ho azo, toy ny fisondrotan-karama izany, fanatsarana ny fitondrana, sns [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy strike [3.1]
Fandikana frantsay grève [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: grève.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31