Teny iditra h
Sokajin-teny anarana (simboly)
Famaritana malagasy Tarehintsoratra fahafito ary renisoratra fahadimy amin'ny abidy malagasy; zara raha heno ny feon'ny H, fa indraidray kosa toa voatonona any an-tenda no fandrenesana azy:Maloka ny tontolo rehefa hariva ny andro (zara raha heno) /Nisy nitoraka ny tranonay halina (any an-tenda). Ny H dia miova ho K amin'ny fanakambanan-teny:Manana havana: manan-kavana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the seventh letter of the Malagasy Alphabet. It is always an aspirate. It is used for k in many provincial words, as hely for kely; hotro for kotro. Whenever it is preceded by i, a second i follows it for euphony, thus mihady is pronounced mihiady. It is added to all derivative passive verbs beginning with a vowel as a sign of the future tense; and also before all relative verbs, thus ekena (eky), pres., becomes hekena, fut.; anaovana (tao), pres., becomes hanaovana, fut. It is the sign of the future in all act. tr. or act. int. verbs, as manao (tao), pres., hanao, fut. It is sometimes added for euphony between two vowels, as mihavy for miavy, etc. When the verbal prefix man- is added to roots beginning with h, the h is sometimes elided, as manadino [man- and hadino]; and sometimes changed to g, as mangalatra [man- and halatra]. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Septième lettre et cinquième consonne de l'alphabet malgache, est toujours aspirée; au commencement d'un mot indique souvent le futur des verbes. [Abinal 1888]
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra h-
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Famaritana anglisy prefix, sign of the future, as in : manào to do; hanào, will do [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay préfixe, indique le futur des verbes; ex. : manao, il fait; hanao, il fera [Hallanger 1974]

Teny iditra H
Sokajin-teny anarana (simboly)
Famaritana malagasy  Hidirôzenina. Singa mietona, voalohany amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Famaritana anglisy Hydrogen. [3.1]
Famaritana frantsay Hydrogène. [3.1]
Voambolana 
Anarana siantifika h|H

2017/07/03