|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  holy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny fameno :
5  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6  Fahatahorana, tsy fahasahiana handroso; fihemorana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  crainte, action de reculer, de ne pas oser [1.3]

Teny iditra (2/2)8  holy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny anglisy  10  masina, voatokana; momba an' Andriamanitra [1.17]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31