|
|
|
|

Teny iditra1  haambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] refy mijidina miainga amin'ny haabon'ny ranomasina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] altitude
Voambolana  5  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fototeny  6  ambo
Tovy hevitra  7  hambosana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  haambo, haboam, hamabo, haomba, mahabo, Mahabo

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19