|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  haavo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity
4  [1.13] refy mijidina takatry ny zavatra iray
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] hauteur
Ohatra  6  [4.27#] Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany.
Fototeny  7  avo
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)15  haavo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1] Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io
Fototeny  18  avo

Fivaditsoratra  19  avaho, avoha, haavo, haova, havao, havoa, ovaha, vahao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21