Teny iditra haavo (avo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra avo: Tsy hay refesina ny haavon' ity trano be ity [1.1]
 Refy mijidina takatry ny zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Hauteur [1.13]
Ohatra Fantatra anefa fa raha foanana ny vola miditra avy amin' ny hetra dia tokony hofoanana ny fandaniana mitovy haavo amin' izany teti-bidy izany. [4.27]
Kamban-teny 

Teny iditra haavo (avo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsipika miala avy amin' ny tendro iray ka mijadona amin' ny lafy mifanandrify amin' io [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11