Teny iditra habadoana (bado)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fahampian-tsaina na fiheverana (fa tsy hoe tsy fahaizana noho ny tsy nahitana fianarana akory) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy ignorance; illiteracy [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay stupidité, analphabétisme [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31