Teny iditra |
habakabaka
(habaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Ny mangoana tsy misy afa-tsy rivotra manodidina ny tany, izay toa andohalambo miloko mangamanga manarona ny tany no fijery azy, antsoina koa hoe lanitra amin' ny fiteny mahazatra:
Mahavariana ny fidadasiky ny habakabaka / Mihalontralona eny amin' ny habakabaka ny kintana |
Fandikana anglisy | amplitude, space, the sky, the firmament. [Richardson 1885]
|
| the skies, the firmament [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | le ciel, firmament [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Teny mitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
habakabaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana frantsay | [Tankarana]
derrière d'un boeuf. [David 1952 (takila H)]
|
|