Teny iditra | habetsahana (betsaka) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Famaritana malagasy | Hamaroana be: Tsy hita isa ny habetsahan' ny kintana [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana anglisy | a number or quantity [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | la multitude, l'abondance [Abinal 1888] | ||
nombre, quantité [Hallanger 1974] | |||
Teny mitovy hevitra | fahabetsahana ~ habetsaka | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |