|
|
|
|

Teny iditra1  habetsahana
Fototeny  2  betsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Hamaroana be: Tsy hita isa ny habetsahan' ny kintana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] a number or quantity
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] la multitude, l'abondance
7  [1.8] nombre, quantité
Ohatra  8  Raha ny momba ny faritra hafa indray dia tsara raha arahina ilay fanao mahazatra momba ny tahiry sy ny habetsahana [4.27#]
9  Ny lalàna no mamaritra ny habetsahana, ny fepetra ary ny fombafomba fanomezana ny tambin-karama omena ireo olo-manan-kaja nantsoina hisahana andraikitra maha olom-boafidy [1.320#]
Tovy hevitra  10  fahabetsahana, habetsaka
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  ahabetsahan, habetsahana, nahabetsaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28