Teny iditra | 1 hadalana |
Fototeny | 2 adala |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 tsy fisiantsaina hieritreritra sy sitrapo hisafidy; aretin-tsaina: tazonina ao an-trano izy fa mihetsika ny hadalany 5 hakelezan-tsaina: aza kapohina re izy, fa fantatrao ihany ny hadalan' ny ankizy 6 zavatra atao tsy am-pieritreretana, fivarinana amin' ny toetra ratsy: nanao hadalana tany indray rakoto ka nosamborin' ny polisy 7 manary ilo mby an-doha; voninahitra an-tsobika ka atao ampatambary [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 foolishness [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 La folie, la sottise, l'imbécilité [1.3] |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny hadalana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |