Teny iditra hadimiana (dimy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Five days [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cinq jours [1.3]
Ohatra 
1Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga [2.649]
2Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470]
Voambolana 

Teny iditra hadimiana (dimy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31