Teny iditra hadimiana (dimy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy five days [Richardson 1885]
Fandikana frantsay cinq jours [Abinal 1888]
Voambolana 
Ohatra 
1Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga [Rabary: Daty]
2Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Teny iditra hadimiana (dimy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31