Teny iditra hadin-drano (hady, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy lava-drano ao anaty hady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a trench made by water [Richardson 1885]

Teny iditra hadin-drano (hady, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy entina milaza ny tamby omen' ny vehivavy izay te hisaraka amin' ny vadiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a preliminary arrangement by which a wife comes under some restraint or obligation before becoming divorced [Richardson 1885]
Voambolana 

2010/02/27