|
|
|
|

Teny iditra1  hadinodino
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#202] [duplicatif fréquentatif]
Ohatra  4  [2.332#] Lasa ny herinandro, angamba hadinodino fa tsy misy niteny firy intsony.
5  [2.499#] Varimbariana ny saina, sady niantomboka ny fikoranan' ny tanora ka hadinodino kely ireo nilaozana.
Fototeny  6  hadino
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny hadinodino io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11