|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hadio
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe madio
Ohatra  3  [2.366#185] fanasàna azy hadio tsara
4  [2.424#75] Ny tena zava-dehibe indrindra dia ny fitandremana azy hadio
Fototeny  5  dio

Teny iditra (2/3)6  hadio
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany
Fototeny  9  dio
Tovy hevitra  10  hadiovana, fahadiovana

Teny iditra (3/3)11  hadio
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hadina [Fitanisana]
Ohatra  13  [2.649#91] Indimy na inenina izy no nanao hoe : " hadio, fa ato, " nefa tsy nisy na inona na inona nony nohadina
Fototeny  14  hady

Fivaditsoratra  15  ahodi, ahôdy, hadio, haodi, haody, hiado, hodia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21