|
|
|
|

Teny iditra1  hadiry
Fototeny  2  diry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny ampiasaina amin' ny asa marika mba hilazana ny haben' ny zavatra iray ka ny fandrefesana azy dia amin' ny metatra tara-tela [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  volume [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  hadiry, Rahidy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11