Teny iditra hady voanjo
Singan-teny hady ; voanjo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza fampitandremana (sao tsy mahalala ny mena ravina hakofoka) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Digging for earth-nuts; fig. careful attention to one's work. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Action de fouiller des pistaches ; fig. attention [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01