|
|
|
|

Teny iditra1  hafa fandry
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] hafahafa
4  [1.1] tsy mitovy fatory na fomba fanao amin' ny maro; enti-milaza koa ireo tsy mankatò ny mpitondra na ny dina nataon' ny mpiray fileovana ka natao koa hoe mitsivalam-pandry izy ireny
Singan-teny  5  hafa, fandry

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02