| Teny iditra | 1 hafàna |
| Fototeny | 2 fana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana
[1.1] 5 tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 température
[1.13] |
| Tovy hevitra | 7 maripana |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 fahana, faha~na, 10 fanaha, hafàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|