| Teny iditra | 1 hafanana |
| Fototeny | 2 fana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Firehidrehitra, fangotrakotraka: Ny hafanan' ny afo no mahamasaka ny nahandro
5 Fanevokevoka, figaingaina: Mila tsy ho tanty ny hafanàn' ny andro amin' ny aty fahavaratra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Heat, sultriness.
[1.2] 7 warmth, heat [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 chaleur
[1.8] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 fahanana, 12 fanahana, fanahàna, hafanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|