Teny iditra | hafa reny | |
Singan-teny | hafa ; reny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza olona samy manana ny ray sy ny reniny avy saingy miombon-dray sy miombon-dreny kosa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Frère ou soeur de même père et de mère différentes [1.3] | |
Mpanahaka | hafa ray | |
Fivaditsoratra | fiharena, fiherana, firehana, hafa reny, harefina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |