Teny iditra hafiriana (firy)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manontany ny isan' ny andro naharetan' ny zavatra na asa iray: Hafiriana no nipetrahanareo tany Toamasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy How many days? [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Combien de jours? [1.8]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20