|
|
|
|

Teny iditra1  hafitoana
Fototeny  2  fito
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandritra ny fito andro: Naharitra hafitoana ilay orana tamin' ny tapa-bolana
Halavam-potoana fito andro: Rehefa afaka ny hafitoana hiverina izahay
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] seven days.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] sept jours
Voambolana  7  Fotoana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  fiatohana, fitahoana, hafitoana, hafotanay, hanafitoa, hatafinao, hatafonay, hitafanao, hitafoana, hotafaina, hotafiana, itafoahan, nitafoaha, tafahaino, tahafinao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21