Teny iditra | 1 hafohezana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra fohy: Tsy afaka hiresaka be aho noho ny hafohezan' ny fotoana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] shortness. |
Fototeny | 5 fohy |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny hafohezana io |
Fivaditsoratra | 7 hafohezana, hanafoheza |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |