|
|
|
|

Teny iditra1  hafohezina
Fototeny  2  fohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao fohifohy kokoa, hakelezina ny halavany: Hafohezo araka izay azo atao ny teninao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] see fohy.
6  [1.7] to be shortened
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on raccourcit
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  hafohezina, hofezahina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20