Teny iditra hafotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] tady, kofehy endahina avy amin'ny zavamaniry [Rakotosaona 1975]
 Hazo misy karazany maro, ampiasaina indrindra hanaovana tady ny hodiny (Sterculiaceae, Dombeya) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy shrubs or small trees, the various species of which yield fibre or bast used for many purposes, but chiefly cord and rope. They mostly belong to the genera Astrapoea and Dombeya. [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Astrapoea, Dombeya, Sterculiaceae
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra hafotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] peau de veau mort-né [David: Dialectes (takila H)]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31